plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/23.txt

1 line
517 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-27 00:23:50 +00:00
\v 23 Ny tanàna de tsy nila masoandro na volana mba hamirapiratra am-zany satria ny voninahitr'Andriamanitra de namirapiratra tam-zany, ary ny Zanak'ondry no jiron-zany. \v 24 Hande amin'ny fazavan-zany tanàna zany reo firenena. Reo mpanjakan'ny tany de hitondra ny fatsaran-jareo ho akao am-zany. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy talô sasagny de mivaky hoe: "Reo firenena ze vôvonjy de hande amin'ny fazavan-zany tanàna zany.") \v 25 Tsy hidy reo vavahadin-zany mandritry ny andro, ary tsisy aligna akaigny.