plt-x-sihanaka_rev_text_reg/13/15.txt

1 line
478 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-26 23:48:20 +00:00
\v 15 Navela asena aigna ny sarin'ny bibi-dia mba afahanle sary miteny ary ze daôly tsy magneky menkoka amin'le bibi-dia de vonoina. \v 16 Nanery ny tsiraikaraika ihany kô zany, na ny kely na ny ngeda, na ny manankarena na ny mahantra, na ny tsy andevo na ny andevo, de mandray ny marika akeo amin'ny tagnana ankavanana na akeo amin'ny tapikandrina. \v 17 Tsy hisy ôla maazo mividy na mivarotra mandra-pahazony ny marika ny bibi-dia, zany de ny isan'ny fanehôna ny agnarany.