plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/18.txt

1 line
478 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-11 22:59:53 +00:00
\v 18 \v 19 \v 20 Vita tamin'ny jaspy le rindrigna ary tamin'ny volamena tsisy fangarony, salan'ny fitaratra madio. Ny fototr'le rindrina de vôravaka tamin'reo karazagna vato sarobidy dapôly. Ny vôlôny de jaspy, ny faharôy safira, ny fahatelo kalkedona, ny fahefatra emeralda, ny fahadimy sardoniksa, ny fahenina karneola, ny fahafito krysolita, ny fahavaloo beryle, ny fahasivy topaza, ny fahafolo krysopraso, ny faha raika ambefolo jacinta, ny faha roa ambefolo ametysta.