plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/01.txt

1 line
294 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-27 00:23:50 +00:00
\v 1 Avekeo za naita lagnitra vaovao sy tany vaovao, fa fôgna ny lagnitra vôlony sy tany vôlony, ary tsisy tsony ny ranomasina. \v 2Hitako le tanàna masina, Jerosalema vaovao, ze nidigna avy aigny an-dagnitra ary amin'Andriamanitra, vôomagna ôtran'ny ampakarina ampengona ho an'ny vadiny.