plt-x-sihanaka_rev_text_reg/13/03.txt

1 line
377 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-26 22:53:56 +00:00
\v 3 Ny lôn-le bibi-dia raika de ôtran'ny efa maty, kanefa sitrana le ratra saika nafaty an'azy. Ary gaga ny tany daôly ka nanaraka an-le bibi-dia. \v 4 Ary de nenkoka kô teo amin'le dragona zareo, satria izy no nagnome ny fahefany ho an'ny bibi-dia. Nenkoka takeo amin'le bibi-dia kô zareo, ary nitare hoe: "Iza no ôtran'ny bibi-dia?" ary "Iza no afaka miady amin'azy?"