plt-x-sihanaka_rev_text_reg/18/11.txt

1 line
505 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

\v 11 Reo mpivarotra ny tany de mitomagny sy misaona ho an'azy, satria tsisy ôla niady varotra ho an'azy tsony— \v 12 varotra volamena, volafotsy, vato sarobidy, firavaka, lamban-drongony tegna tsara, voloparasy, landy, mena, reo karazaga hazo ala, ny fanaka ivoara, ny fanaka daôly vita amin'ny kakazo sarobidy, varahana, vy, marbra, \v 13 kanelina, zava-manitra, dintin-kazo, miora, hanitra, divay, menaka, koba tsara toto, vary, biby fiompy ary ondry, sôvaly sy kalesy, reo andevo sy fanahin'ôla.