plt-x-sihanaka_rev_text_reg/13/09.txt

1 line
246 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-03-26 22:53:56 +00:00
\v 9 Raha misy magnan-tsofina, ôka izy hiaino. \v 10 Raha misy nalaina babo, de hande amin'ny fababona izy. Raha misy novonoina tamin'ny sabatra, amin'ny sabatra no hamonoina an'azy. Ity no antso ho an'ny faretana ary finona ho an'reo ze masina.