plt-x-sihanaka_rev_text_reg/13/07.txt

1 line
375 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-03-26 22:53:56 +00:00
\v 7 Navela hiady tam-reo mpino ary handresy an'azy reo le bibi-dia. Ary kô, ny faefana de namena an'azy magnerana ny foko, ny ôla, ny fiteny, ary ny firenena daôly. \v 8 Henkoka akeo am'azy daôly ze monigna ambonin'ny tany, reo ze tsy vôsoratra agnarana, nandritran'ny famoronana zao tontolo zao, akao amin'ny Bokin'ny Fiaignana, ze an'ny Zanak'ondry, ze efa novonoina.