plt-x-sihanaka_rev_text_reg/13/05.txt

1 line
319 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-03-26 23:43:20 +00:00
\v 5 Namena vava ze afaka mitare fieboebona sy fitenenan-dratsy le bibi-dia. Namena alalana izy mba hampiatra faefana mandritran'ny efatra ambefa-polo volana. \v 6 Ary nanokatra ny vavany hitare ratsy an'Andriamanitra le bibi-dia: nitare ratsy ny agnarany, ny toerana ze hipetrany ary reo ze mipetraka akao an-dagnitra.