plt-x-sihanaka_rev_text_reg/09/03.txt

1 line
323 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-03-26 22:53:56 +00:00
\v 3 Avy amin'ny setroka no natongavan-reo valala teto ambonin'ny tany, ary namegna hery ôtrany an'ny maingoka teto ambonin'ny tany zareo. \v 4 Notenenina zareo tsy hanimba ny atra teto ambonin'ny tany na reo ra-maniry maitso na kakazo, fa reo ôla ze tsy magnana tombo-kasen'Andriamanitra akeo amin'ny handrin-zareo iany.