2020-03-26 22:53:56 +00:00
|
|
|
\v 8 Nitsoka ny trompetrany le anjely faroa, ary nisy rà ôtrany tanety ngeza niretr'afo natsipy teigny an'dranomasina. Lasa rà ny ampatelon'ny ranomasina, \v 9 maty ny ampatelon'ny ra-manan'aigna akao an-dranomasina, ary rava ny ampatelon-reo sambo.
|