plt-x-sihanaka_php_text_ulb/03/20.txt

1 line
300 B
Plaintext

\v 20 Fa aigny an-danitra ny fanjakantsika, ze handignesantsika Mpamonjy iany kô, de ny Tompo Jesôsy Kristy. \v 21 Izy de hagnova ny tegnantsika ze marefo mba ho vatagna mitovy amin'ny tegnany rakotry ny voninahitra,ze natao tamin'ny herin'ny fahefany mbô hampagneky ny ra daôly amin'ny tegnany.