plt-x-sihanaka_php_text_ulb/04/14.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 14 Kanefa, anareo nagnano ny tsara taminà tamin'ny fasahiranako. \v 15 Ary anareo filipiana mafantatra fa tamin'ny fendoan'ny filazantsara, rafa nandao an'i Makedonia za, de tsisy fengonana nanoana anà ra ny makasika ny fagnomezana sy ny fandraisana afa-tsy anareo rerika.\v 16 Na taminà takaigny Tesalonika aza, de nandefa fagnampena ho an'ze nilaiko miôtra ny indray mande anareo.\v 17 Tsy hoe nikarakara fagnomezana za. fa kosa, nikarakara vokatra ze nampiakatra ny voninatrareo za.