plt-x-sihanaka_php_text_ulb/04/10.txt

1 line
614 B
Plaintext

\v 10 Mifaly be akao amin'ny Tompo za satria navaozinareo iany amizao fotona zao ny fiheveranareo anà. Efa mihevitra ana tokô anareo takeo alô, fa tsisy fahafana ho an'nareo mba hagnampy.\v 11 Tsy milaza an'zany za satria akao agnatin'ny tsy fampena. Fa efa nianatra ny nifaly am'ze toe-java-miseho daôly za.\v 12 Fantatro ny hoe: mahantra ary fantatro kô ny hoe manam-be. Amin'ny fomba daôly sy amin'ny ra daôly de nianatra ny tsiambaratelon'ny finanam-be sy ny anoanana za,ary ny hoe manam-be sy ny hoe akao agnatin'ny tsy fampena. \v 13 Afaka magnano ny ra daôly za amin'ny alalan'ny le mampahery anà.