plt-x-sihanaka_php_text_ulb/04/08.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 8 Ary farany, ry ralà, na ino na ino marina, na ino na ino manan-kaja, na ino na ino ara-drariny, na ino na ino madio, na ino na ino mafinaritra, na ino na ino nitaravina fa tsara, raha misy na ino na ino tegna tsara, raha misy na ino na ino tokony ho deraina, de mevera an'iregny ra reigny. \v 9 'Reo ra ze nenaranareo sy niraisinareo sy regninareo ary itanareo taminà, ataovy regny ra regny, ary ny Andriamanitry ny fiadanana hiaraka aminareo.