plt-x-sihanaka_php_text_ulb/04/01.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 1 Noho zany, ry ralà malalako ze mahamanigna anà, fifaliko sy satro-boninatro, am'zany de mijoro tsara akao amin'ny Tompo, ry namako malala.\v 2 Mengavy an'i Eodia za, ary mengavy an'i Syntyke, miraisa saigna akao amin'ny Tompo.\v 3 Ary, mangataka aminao iany kô ry namako mpiray zoga: ampeo reo vevavy reo. Satria zareo de niara-niasa taminà tamin'ny fagnaparitana ny filazantsara niaraka tamin'i Klementa sy reo sisa namana mpiara-miasa aminà daôly, ze fa akao amin'ny Bokin'ny fiaignana ny anara'njareo.