plt-x-sihanaka_php_text_ulb/03/17.txt

1 line
457 B
Plaintext

\v 17 Öka ho mpaka taka ana, nareo ry rala. Dinio ankeky reo ze mande araka ny ôtran'ze tazagnareo akao aminay. \v 18 Betsaka reo mande, reo ze efa notaraviko anareo matetika, ary am'zao fotôna zao, za milaza aminareo amin-dranomaso_ ôtran'ny fahavalon'ny hazofijalen'i Kristy. \v 19 Fandringanana no fiafaran-jareo. Fa ny kibony no andriamanitra Tompoiny, ary ny firearean-jareo de akao amin'ny famenarany, meritreritra ny zavatr'zao tontolo zao zareo.