plt-x-sihanaka_php_text_ulb/03/12.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 12 Tsy marina fa efa nandray reo ra reo sahady za, na hoe tonga tanteraka za. Fa miezaka za mba handrombaka le nandromban'i Kristy Jesôsy ana.\v 13 Ry rahalà, ty mieritreritra za fa ny tegnako de efa nandrombaka an'zany. fa misy ra raika : Tsy tadidiko ze aigny afara ary miezaka an'ze akeo alô za. \v 14 Miezaka magnatratra ny tanjona zà mba haazo ny lokan'ny antso avy aigny agnambo avy amin'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesôsy.