plt-x-sihanaka_php_text_ulb/03/08.txt

1 line
716 B
Plaintext

\v 8 Raha ny tegna izy, nataoko ho fatiantoka avokoa reo zavatra daôly reo no ny haleiben'ny falalana an'i Kristy Jesôsy Tompo. Noho Izy de nareko ny ra daôly. Heveriko ho fako regny mbô hazaôko an'i Kristy.\v 9 Ary ho tazagna akao amin'Azy za. Tsy managna ny fahamarinana ho an'ny tegnako avy amin'ny lalàna za, Fa kosa manangna ny fahamarinana ze tamin'ny alalan'ny finôna an'i Kristy za, fahamarinana avy amin'Andriamanitra ze miorina amin'ny finona.\v 10 Ka am'zao fotôna zao de te hafantatra an"Azy sy ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ary ny fiombonana am'reo fijaleny za. Te hiova amin'ny alalan'i Kristy za mba hitovy ny fahafatesany,\v 11 mbô hafako mahatsapa ny fitsanganana amin'ny maty.