plt-x-sihanaka_php_text_ulb/03/06.txt

1 line
233 B
Plaintext

\v 6 Tamin'ny zotom-po, de nagnenjika ny fiangonana za, Raha ny amin'ny fahamarinana ambanin'ny lalàna de tsy manan-tsigny za. \v 7 Fa n'ino n'ino tombony ho ana, de noraisiko ho sahala amin'ny fatiantoka regny nohony amin'i Kristy.