plt-x-sihanaka_php_text_ulb/03/04.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 4 Na de zany aza, za tegnako de afaka mitoky amin'ny nofo. Ra misy ôla mihevitra fa izy de managna fitokisana amin'ny nofo, afaka managna mihôtra noho zany za, \v 5 noforaina tamin'ny andro fahavalo za,teraka takao amin'ny vahôkan'i Israely,takao amin'ny fokon'i Benjamina, Hebreo takao am'reo Hebreo za, araka ny lalàna de Fariseo za.