plt-x-sihanaka_php_text_ulb/03/01.txt

1 line
420 B
Plaintext

\v 1 Farany, ry rala, mifale ao amin'ny Tompo . Tsy manairana ana ny mamerigna manoratra regny ra regny ho an'nareo. Regny ra regny de de hiaro an'nareo.\v 2 Mitandrema am'reo amboa. Mitandrema am'reo mpagnano ratsy. Mitandrema am'reo fanapahana ratsam-batagna.\v 3 Fa tsika no vofora. Ary tsika no manompo amin'ny fanahin'Andriamanitra. Ary tsika no mirearea akao amin'i Krsisty Jesôsy, ary tsy mitoky amin'ny nofo.