plt-x-sihanaka_php_text_ulb/02/28.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 28 Kô de amim-parisiana gedabe daôly no handefasako an'azy, ka rafa hahita an'azy ndre anareo de mba hifaly ka de ho afaka kokoa amin'ny fanahiko za. \v 29 Raiso akao amin'ny Tompo Epafrodito miaraka amin'ny fifalina rehetra. Hajao ny ôla ôtra an'azy. \v 30 Fa ho an'ny asan'i Kristy no nanakaikezany ny fafatesana. Fa nagnano vy very ny aignany izy hanompoana ana mba hagnatanterany ze tsy afaka nataonareo tamin'ny fanompona taminà.