plt-x-sihanaka_php_text_ulb/02/25.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 25 Fa meritreritra za fa ilaina iany kô ny mampiverigna an'i Epafrodito ainy aminareo. Ralako izy sy mpiara-miasa no mpiara-miady, sady mpitondra ny hafatrareo izy no mpanompo amin'ze ilaiko. \v 26 Fa tra-pahorena mafy izy, ary manigna ny hiaraka taminareo daôly izy, satria reigninareo fa narary izy. \v 27 Fa tegna narary izy ka efa seiky maty. Fa mamindra fo tamin'azy Andriamanitra, ary tsy tamin'azy rerika, fa taminà kô, mba tsy hanagnako alahelo ambonin'ny alahelo.