plt-x-sihanaka_php_text_ulb/02/22.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 22 Fa fantatrareo ny famendreny, satria ôtran'ny zaza manompo ny rainy, no nanompony niaraka tamina takao amin'ny filazantsara. \v 23 Koa magnantegna ny handefa an'zy za raha vô hitako hoe magnano akôry ny fanden-draha aty aminà. \v 24 Fa matoky ny Tompo za fa ho avy aigny faingana kô ny tegnako.