\v 17 Fa na de aidigna ho fagnatitra akeo amin'ny soragna sy fanompoam-pinona aza za, de mifaly za, ary miara-mifaly aminareo daôly za. \v 18 Ary ôtran'zany kô no hifalenareo, ary miara-mifaly aminà anareo.