plt-x-sihanaka_php_text_ulb/02/14.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 14 Ataovy tsy am-pitaraignana na fiadin-kevitra ny ra rehetra. \v 15 Magnaova salan'zany mba ho tonga zanak'Andriamanitra tsisy tsigny sady marina, tsisy kilema anareo. Miasà salan'zany mba hamirapiratanareo ôtran'ny fahazavana eo amin'zao tontolo zao, akeo ampovôn'ny taranaka meloka sady maditra. \v 16 Mifikira mafy amin'le Tenin'ny fiaignana mba hananako antony hireharehàna amin'ny andron'i Kristy. Fa amin'zany de ho fantatro fa tsy very maigna ny niazakazako ary tsy very maigba ny niasàko.