plt-x-sihanaka_php_text_ulb/02/12.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 12 Non'zany, ry malalako, ôtran'ny ankatoavanareo hatraigny, tsy eo amin'ny fagnatrehako iany fa mihôtra lavitra aza fa amin'zao fotôna zao rafa tsy akeo za, de abôgna amin'ny taotra sy hovitra ny famonjena anareo. \v 13 Satria Andriamanitra no miasa akao aminareo mba ho vonon-kagnano no sady hiasa ho an'ny fifaliny anareo.