plt-x-sihanaka_php_text_ulb/02/09.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 9 Non'zany de nasandratr'Andriamanitra agnambo de agnambo iany kô Izy. Nameny le Agnarana ze ambonin'ny agnarana rehetra Izy. \v 10 Nataony zany mba ho amin'ny Anaran'i Jesosy no andoalen'ny loalika rehetra, ny loalik'reo ze aigny an-dagnitra sy aketo an-tany ary aigny ambanin'ny tany. \v 11 Nataony zany agneken'ny lela daôly fa i Jesosy Kristy no Tompo, ho voninahitr'Andriamanitra Ray.