plt-x-sihanaka_php_text_ulb/02/05.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 5 Mevera ôtran'ny firaisana ze takao amin'i Kristy Jesosy iany kô. \v 6 Efa nisy ôtran'ny endrik'Andriamanitra izy, fa tsy nievitra izany ho fitovina amin'Andriamanitra zany ho ra hifikirana Izy. \v 7 Ny mifanoitra amin'zany, nofoanany ny tegnany. Naka ny endriky ny mpanompo Izy. Ary nibôgna ôtran'ny olombelona Izy. Ary ita nitovy tamin'olombelona Izy. \v 8 Nagnetry tegna Izy ary tonga mpankatoa hatramin'ny fahafatesana,de le fahafatesan'ny hazofijaliana!