plt-x-sihanaka_php_text_ulb/02/03.txt

1 line
218 B
Plaintext

\v 3 Aza magnano n'ino n'ino amin'ny fitiavan-tegna na fanandratan-tegna fôgna. Fa amin'ny fanetren-tegna kosa de mevera ny hafa mandombolombo ny tegnanareo.\v 4 Tokony tsy itady ze masoa ny tegnanareo iany ny kô.