plt-x-sihanaka_php_text_ulb/02/01.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 1 Raha misy famperezana akao amin'i Kristy, raha misy fampiononana avy amin'ny fitiavany, raha misy firaisana ao amin'ny Fagna, raha misy famindram-po gedabe sy fentrana,\v 2 de ataovo feno ny fifaliko amin'ny firaisana ôtran'zany, amin'ny fanagnana fitiavana mitovy, amin'ny firaisana am-pagna, ary amin'ny fananganana tanjona mitovy.