plt-x-sihanaka_php_text_ulb/01/25.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 25 Resy latra ny amin'zany za,de fantatro fa hitoetra sy hanoy hiaraka aminareo daôly za, ho an'ny fandrosonareo sy fifalena akao amin'ny finona.\v 26Mba ho akao aminà de hanagna antony irerehana akao amin'i Kristy Jesosy anareo rafa miverigna akaigny aminareo ndre za. \v 27Mitondrà tegna amin'ny fomba mendrika sy filazantsaran'i Kristy, ka na tonga hitazagna anareo za na tsy akeo, de afaka ny hareigny momba an'nareo, amin'ny saigna raika miara-miezaka ho an'ny finona ny filazantsara.