plt-x-sihanaka_php_text_ulb/01/22.txt

1 line
308 B
Plaintext

\v 22 Fa raha miaigna amin'ny nofo za, de midika asa mavokatra ho ana zany. Kanefa ino no ho fidiko? Tsy haiko. \v 23 Fa vôtery mafy akeo agnelagnelan'izy rôy za. Ny fagniriko de ny hande ary hiaraka amin'i Kristy, ze tsara lavitra, \v 24 kanefa ny mipetraka akao amin'ny nofo de ilaina kokoa nony anareo.