plt-x-sihanaka_php_text_ulb/01/20.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 20 Zany de araky ny fiandrasako fatratra sy ny antoka fa za de tsy ho megnatra miintsy, ary mbôla amin'ny fasahina rehetra ihany, am'zao fotôna zao ôtran'ny hatrizay, de hisandratra akato amin'ny tegnako Kristy, na amin'ny fiaignana na amin'ny fafatesana.\v 21 Ho ana ny hoe: miaigna de Kristy ary ny hoe: maty de tombony.