plt-x-sihanaka_php_text_ulb/01/15.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 15 Ny sasagny aza de mitory an'i Kristy amin'ny fialonana sy fifandirana tokôtra, ary reo hafa kosa amin'ny sitrapo tsara.\v 16 'Reto farany de magnano zany amin'ny fitiavana, mafantatra fa za napetraka aketo ho fiarovana ny filazantsara. \v 17 Fa ireto vôlôny de mitory an'i Kristy amin'ny fitiavan-tegna, fa tsy tso-po. Izy iregny de mihevitra fa hagnakorontana ana raha mbôla akao amin'ny fifatorako za.