plt-x-sihanaka_php_text_ulb/01/12.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 12 Ary teko ho fantatrareo, ry ralà, fa reo ra ze nitranga tamina de niasa ho amin'ny fampandrosona ny filazantsara tokôtra.\v 13 Vokatr'zany, ny fatorako akao amin'i Kristy de niariary mazava nagnerana 'reo mpiambin'ny lapa manontolo sy 'reo ô'la hafa.\v 14 Ny ankamarôn'reo ralà de managna toky gedabe kokoa akao amin'ny Tompo nony fatorakao, ary sahy magnambara tsy amin-tahotra ny tenin'jareo.