plt-x-sihanaka_php_text_ulb/01/07.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 7 Fa tsara amina ny matsapa salan'zany, ny amin'ny momba anareo daôly satria akato am-poko anareo. Anareo daôly de mpiara-miasa tamina tamin'ny fasoavana na tamin'ny figadrako sy tamin'ny farôvako na kô tamin'ny fagnamafisana ny filazantsara.\v 8 Fa Andriamanitra no vavolombeloko, fa manigna anareo lôtra za amin'ny famidram-pon'i Kristy Jesosy.