plt-x-sihanaka_php_text_ulb/01/03.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 3 Misaotra ny Andriamanitro za amin'ny fatserovako anareo. \v 4 Ao amin'ny fivavako ho anareo daôly, de amin'ny fifalena hatraigny no agnanôvako ny fivavako.\v 5 Magnome fisaorana za non'ny amin'ny fiombonanareo amin'ny filazantsara nanomboka tamin'ny andro vôlôny ka hatram'zao. \v 6 Matoky an'zao ra zao za, fa Izy ze nanomboka asa tsara taminareo de hanoy sy hagnatanteraka zany hatram'ny andron'i Jesosy Kristy.