|
\v 1 Paoly sy Timoty mpanompnon'Jesosy Kristy, ho an'jareo daôly vôtokana ho an'i Jesosy Kristy ze aigny Filipy, miaraka amin'reo mpiandraikitra sy reo dekôna. \v 2 Ho aminareo ane ny fasoavana sy fedanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. |