From b773474b7f247c8cfbe84d100cb8bb6c1a369d56 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Sun, 17 Nov 2019 18:55:47 -0800 Subject: [PATCH] Sun Nov 17 2019 18:55:47 GMT-0800 (Pacific Standard Time) --- 02/25.txt | 2 +- 02/28.txt | 2 +- manifest.json | 4 ++++ 3 files changed, 6 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/02/25.txt b/02/25.txt index 864cf3e..42d86ec 100644 --- a/02/25.txt +++ b/02/25.txt @@ -1 +1 @@ -Fa meritreritra za fa ilaina iany kô ny mampiverigna an'i Epafrodito ainy aminareo. Ralako izy sy mpiara-miasa no mpiara-miady, sady mpitondra ny hafatrareo izy no mpanompo amin'ze ilaiko. Fa tra-pahorena mafy izy, ary manigna ny hiaraka taminareo daôly izy, satria reigninareo fa narary izy. Fa tegna narary izy ka efa seiky maty.Fa mamindra fo tamin'azy Andriamanitra, ary tsy tamin'azy rerika, fa taminà kô, mba tsy hanagnako alahelo ambonin'ny alahelo. \ No newline at end of file +\v 25 Fa meritreritra za fa ilaina iany kô ny mampiverigna an'i Epafrodito ainy aminareo. Ralako izy sy mpiara-miasa no mpiara-miady, sady mpitondra ny hafatrareo izy no mpanompo amin'ze ilaiko. \v 26 Fa tra-pahorena mafy izy, ary manigna ny hiaraka taminareo daôly izy, satria reigninareo fa narary izy. \v 27 Fa tegna narary izy ka efa seiky maty. Fa mamindra fo tamin'azy Andriamanitra, ary tsy tamin'azy rerika, fa taminà kô, mba tsy hanagnako alahelo ambonin'ny alahelo. \ No newline at end of file diff --git a/02/28.txt b/02/28.txt index 392c3f3..6f0b2dd 100644 --- a/02/28.txt +++ b/02/28.txt @@ -1 +1 @@ -Kô de amim-parisiana gedabe daôly no handefasako an'azy, ka rafa hahita an'azy ndre anareo de mba hifaly ka de ho afaka kokoa amin'ny fanahiko za. Raiso akao amin'ny Tompo Epafrodito miaraka amin'ny fifalina rehetra. Hajao ny ôla ôtra an'azy. Fa ho an'ny asan'i Kristy no nanakaikezany ny fafatesana. Fa nagnano vy very ny aignany izy hanompoana ana mba hagnatanterany ze tsy afaka nataonareo tamin'ny fanompona taminà. \ No newline at end of file +\v 28 Kô de amim-parisiana gedabe daôly no handefasako an'azy, ka rafa hahita an'azy ndre anareo de mba hifaly ka de ho afaka kokoa amin'ny fanahiko za. \v 29 Raiso akao amin'ny Tompo Epafrodito miaraka amin'ny fifalina rehetra. Hajao ny ôla ôtra an'azy. \v 30 Fa ho an'ny asan'i Kristy no nanakaikezany ny fafatesana. Fa nagnano vy very ny aignany izy hanompoana ana mba hagnatanterany ze tsy afaka nataonareo tamin'ny fanompona taminà. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 407a120..0deb343 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -61,6 +61,10 @@ "02-14", "02-17", "02-19", + "02-22", + "02-25", + "02-28", + "03-title", "03-01", "03-04", "03-06",