Fri Nov 15 2019 10:49:30 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 10:49:31 -08:00
commit a7d3008b34
10 changed files with 26 additions and 2 deletions

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Noho zany, ry ralà malalako ze mahamanigna anà, fifaliko sy satro-boninatro, am'zany de mijoro tsara akao amin'ny Tompo, ry namako malala.\v 2 Mengavy an'i Eodia za, ary mengavy an'i Syntyke, miraisa saigna akao amin'ny Tompo.\v 3 Ary, mangataka aminao iany kô ry namako mpiray zoga: ampeo reo vevavy reo. Satria zareo de niara-niasa taminà tamin'ny fagnaparitana ny filazantsara niaraka tamin'i Klementa sy reo sisa namana mpiara-miasa aminà daôly, ze fa akao amin'ny Bokin'ny fiaignana ny anara'njareo.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Mifalia atraigny akao amin'ny Tompo. Hoy iany za, mifalia. \v 5 Avelao ho fantatrin'ny ôla daôly ny fatsoram-ponareo. Efa ankeky ny Tompo. \v 6 Aza magna na amin'ino na amin'ino. Fa kosa amin'ny ra daôly amin'ny alalan'ny vavaka sy fangatana, miaraka amin'ny fisaorana, avelao ny fangatanareo ho fantatr'Andriamanitra.\v 7 Ary ny fiadanan'Andriamanitra, ze miôtra ny falalàna daôly, hiaro ny fonareo sy fisaignanareo daôly akao amin'i Kristy Jesosy.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ary farany, ry ralà, na ino na ino marina, na ino na ino manan-kaja, na ino na ino ara-drariny, na ino na ino madio, na ino na ino mafinaritra, na ino na ino nitaravina fa tsara, raha misy na ino na ino tegna tsara, raha misy na ino na ino tokony ho deraina, de mevera an'iregny ra reigny. \v 9 'Reo ra ze nenaranareo sy niraisinareo sy regninareo ary itanareo taminà, ataovy regny ra regny, ary ny Andriamanitry ny fiadanana hiaraka aminareo.

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Mifaly be akao amin'ny Tompo za satria navaozinareo iany amizao fotona zao ny fiheveranareo anà. Efa mihevitra ana tokô anareo takeo alô, fa tsisy fahafana ho an'nareo mba hagnampy.\v 11 Tsy milaza an'zany za satria akao agnatin'ny tsy fampena. Fa efa nianatra ny nifaly am'ze toe-java-miseho daôly za.\v 12 Fantatro ny hoe: mahantra ary fantatro kô ny hoe manam-be. Amin'ny fomba daôly sy amin'ny ra daôly de nianatra ny tsiambaratelon'ny finanam-be sy ny anoanana za,ary ny hoe manam-be sy ny hoe akao agnatin'ny tsy fampena. \v 13 Afaka magnano ny ra daôly za amin'ny alalan'ny le mampahery anà.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Kanefa, anareo nagnano ny tsara taminà tamin'ny fasahiranako. \v 15 Ary anareo filipiana mafantatra fa tamin'ny fendoan'ny filazantsara, rafa nandao an'i Makedonia za, de tsisy fengonana nanoana anà ra ny makasika ny fagnomezana sy ny fandraisana afa-tsy anareo rerika.\v 16 Na taminà takaigny Tesalonika aza, de nandefa fagnampena ho an'ze nilaiko miôtra ny indray mande anareo.\v 17 Tsy hoe nikarakara fagnomezana za. fa kosa, nikarakara vokatra ze nampiakatra ny voninatrareo za.

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Nandray 'reo ra daôly za, ary manana betsaka be. fa feno za. voaraiko avy tamin'i Epafrodito 'reo ra avy taminareo. 'Reo de hanitra manim-pofona, ze fagnatitra azo ekena sy ankasitran'Andriamanitra.\v 19 Ary Andriamanitro hameno ze daôly ilainareo araka ny haren'ny voninahiny akao amin'i Kristy Jesosy. \v 20 Ary ho an'Andriamanitra sady Raintsika ane ny voninatra mandrakizay dory. Amena.

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Maova veloma an'ny mpino daôly akao amin'i Kristy Jesosy. 'Reo ralà ze miaraka amina de magnano veloma an'nareo.\v 22 'Reo mpino daôly ze aketo magnano veloma an'nareo, ndrindra 'reo ze avekao amin'ny ankohonan'i Kaisara.\v 23 Ny fasoavan'ny Tompo Jesosy Kristy ane ho amin'ny fagnanareo. [Fagnamarina: Misy 'reo fandikana sasagny magnampy hoe: "Amena."]

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

View File

@ -1,4 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -29,9 +30,15 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 2240f2a368d2aa4e9539da88c560d0a755619b29
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 534cfc7e3b57f859c246e16c88fe73725dc46ee1
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 2240f2a368d2aa4e9539da88c560d0a755619b29

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD108"
"MAD108",
"MAD105"
],
"finished_chunks": [
"01-title",
@ -50,6 +51,14 @@
"01-28",
"02-01",
"02-03",
"02-05"
"02-05",
"04-title",
"04-10",
"04-14",
"04-21",
"04-18",
"04-08",
"04-01",
"04-04"
]
}