auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-24 04:27:05 -04:00 committed by root
parent 77ef90fa8d
commit a028b37ed9
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 Mevera ôtran'ny firaisana ze takao amin'i Kristy Jesosy iany kô. Efa nisy ôtran'ny endrik'Andriamanitra izy, fa tsy nievitra izany ho fitovina amin'Andriamanitra zany ho ra hifikirana Izy. Ny mifanoitra amin'zany, nofoanany ny tegnany. Naka ny endriky ny mpanompo Izy. Ary nibôgna ôtran'ny olombelona Izy. Ary ita nitovy tamin'olombelona Izy. Nagnetry tegna Izy ary tonga mpankatoa hatramin'ny fahafatesana,de le fahafatesan'ny hazofijaliana!
Mevera ôtran'ny firaisana ze takao amin'i \v 5 Kristy Jesosy iany kô. \v 6 Efa nisy ôtran'ny endrik'Andriamanitra izy, fa tsy nievitra izany ho fitovina amin'Andriamanitra zany ho ra hifikirana Izy. \v 7 Ny mifanoitra amin'zany, nofoanany ny tegnany. Naka ny endriky ny mpanompo Izy. Ary nibôgna ôtran'ny olombelona Izy. Ary ita nitovy tamin'olombelona Izy. \v 8 Nagnetry tegna Izy ary tonga mpankatoa hatramin'ny fahafatesana,de le fahafatesan'ny hazofijaliana!

View File

@ -1 +1 @@
Non'zany, ry malalako, ôtran'ny ankatoavanareo hatraigny, tsy eo amin'ny fagnatrehako iany fa mihôtra lavitra aza fa amin'zao fotôna zao rafa tsy akeo za, de abôgna amin'ny taotra sy hovitra ny famonjena anareo. Satria Andriamanitra no miasa akao aminareo mba ho vonon-kagnano no sady hiasa ho an'ny fifaliny anareo.
\v 12 \v 13 Non'zany, ry malalako, ôtran'ny ankatoavanareo hatraigny, tsy eo amin'ny fagnatrehako iany fa mihôtra lavitra aza fa amin'zao fotôna zao rafa tsy akeo za, de abôgna amin'ny taotra sy hovitra ny famonjena anareo. Satria Andriamanitra no miasa akao aminareo mba ho vonon-kagnano no sady hiasa ho an'ny fifaliny anareo.