auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-24 08:28:27 -04:00 committed by root
parent fe7ca4197d
commit 878aa56776
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Öka ho mpiaka taka ana,anareo ry rahalà. Dinio ankeky reo ze mande araka ny ôtran'ze hitanareo akao aminay. \v 18 Betsabka reo mande, reo ze efa nolazaiko anareoatetika, ary am'zao fotôna zao, zà milaza aminareo amin-dranomaso_ ôtran'ny fahavalon'ny hazofijalean'i Kristy. \v 19 Fandringanana no fiafaran-jareo. Fa ny kibony no Andriamanitra Tompoiny, ary ny firearean-jareo de akao amin'ny famenarany, meritreritra ny zavatr'zao tontolo zao zareo.
\v 17 Öka ho mpaka taka ana, nareo ry rala. Dinio ankeky reo ze mande araka ny ôtran'ze tazagnareo akao aminay. \v 18 Betsaka reo mande, reo ze efa notara anareoatetika, ary am'zao fotôna zao, zà milaza aminareo amin-dranomaso_ ôtran'ny fahavalon'ny hazofijalean'i Kristy. \v 19 Fandringanana no fiafaran-jareo. Fa ny kibony no Andriamanitra Tompoiny, ary ny firearean-jareo de akao amin'ny famenarany, meritreritra ny zavatr'zao tontolo zao zareo.