auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-24 08:28:27 -04:00 committed by root
parent 2107d87ec0
commit 7ddf421b06
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Tsy marina fa efa nandray reo ra reo sahady za, na hoe tonga tanteraka za. Fa miezaka za mba handrombaka le nandromban'i Kristy Jesôsy ana.\v 13 Ry rahalà, ty mieritreritra zàfa ny tegnako de efa nandrombaka an'zany. fa misy ra raika : Tsy tsarovako zay aigny aorena ary miezaka an'ze akeo alo zà. \v 14 Miezaka magnatratra ny tanjona zà mba haazo ny lokan'ny antso avy aigny agnambo avy amin'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesôsy.
\v 12 Tsy marina fa efa nandray reo ra reo sahady za, na hoe tonga tanteraka za. Fa miezaka za mba handrombaka le nandromban'i Kristy Jesôsy ana.\v 13 Ry rahalà, ty mieritreritra za fa ny tegnako de efa nandrombaka an'zany. fa misy ra raika : Tsy tadidiko ze aigny afara ary miezaka an'ze akeo alo za. \v 14 Miezaka magnatratra ny tanjona zà mba haazo ny lokan'ny antso avy aigny agnambo avy amin'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesôsy.