auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-24 04:27:05 -04:00 committed by root
parent b70b6a36f8
commit 3f08ccfdd2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kô de amim-parisiana gedabe daôly no handefasako an'azy, ka rafa hahita an'azy ndre anareo de mba hifaly ka de ho afaka kokoa amin'ny fanahiko za. Raiso akao amin'ny Tompo Epafrodito miaraka amin'ny fifalina rehetra. Hajao ny ôla ôtra an'azy. Fa ho an'ny asan'i Kristy no nanakaikezany ny fafatesana. Fa nagnano vy very ny ainay izy
Kô de amim-parisiana gedabe daôly no handefasako an'azy, ka rafa hahita an'azy ndre anareo de mba hifaly ka de ho afaka kokoa amin'ny fanahiko za. Raiso akao amin'ny Tompo Epafrodito miaraka amin'ny fifalina rehetra. Hajao ny ôla ôtra an'azy. Fa ho an'ny asan'i Kristy no nanakaikezany ny fafatesana. Fa nagnano vy very ny aignany izy hanompoana ana mba hagnatanterany ze tsy afaka nataonareo tamin'ny fanompona taminà.