plt-x-sihanaka_phm_text_reg/01/08.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 8 Noho zany, na de managna fasahina daôly akao amin'i Kristy aza za handidy an'nao mbô hagnano ze tokony hataoao, \v 9 nefa nohon'ny fitiavana, de miantso an'nao kosa za - za, Paoly, leila antitra, ary am'zao fotôna zao de gadra ho an'i Jesosy Kristy.