plt-x-sihanaka_phm_text_reg/01/21.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 21 Ny toky momba ny fanekesanao, no soratako ho an'nao. Haiko fa hagnano mihôtra noho ze angatahako anao. \v 22 Mandritra zany fotôgna zany iany, omano ho anà ny efitra fandraisam-bahiny, fa magnantena za fa amin'ny alalan'ny vavakao de hiverina aminao ndraika za.