auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-23 19:25:26 +03:00 committed by root
parent 8ac45b303b
commit bf8c8a311d
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mangataka an'nao za ny amin'ny zanako Onesimosy, ze naterako tamin'ny fatorako. Fa izy de tsy mahasoa an'nao takeo aloha, fa am'zao fotôna zao izy de mahasoa an'nao sy za. Nalefako niverigna ho aigny aminao izy, izy le teko tokôtra. Magniry ny hahita an'azy miaraka aminà za, mbô afahany
Mangataka an'nao za ny amin'ny zanako Onesimosy, ze naterako tamin'ny fatorako. Fa izy de tsy mahasoa an'nao takeo aloha, fa am'zao fotôna zao izy de mahasoa an'nao sy za. Nalefako niverigna ho aigny aminao izy, izy le teko tokôtra. Magniry ny hahita an'azy miaraka aminà za, mbô afahany manompo anà ho an'nao, raha mbôla vôfatotra nohon'ny filazantsara za.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nefa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fanekena anà. Tsy teko an-kaneriterena ny asa soa ataonao fa an-tsitrapo. Angamba noho zany nnoo nisarahany taminao nandritra ny fotôna fohy, mbô