From ba80bec67e6105a3567f6def799ff310eec65aee Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 16 Apr 2020 17:54:15 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 01/01.txt | 2 +- 01/04.txt | 2 +- 01/08.txt | 2 +- 01/10.txt | 2 +- 01/14.txt | 2 +- 5 files changed, 5 insertions(+), 5 deletions(-) diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index b1f80e7..40793ff 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -Paoly, vôgadra an'i Jesosy Kristy, sy ny rahala Timoty ho an'i Filemona, namana malalanay sy mpiara-miasa aminay, ary ho an'i Apia anabavinay, sy Arikipo miaramila namanay, ary ho an'ny fiangonana ze miangona akao an-dragnonao. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 Paoly, vôgadra an'i Jesosy Kristy, sy ny rahala Timoty ho an'i Filemona, namana malalanay sy mpiara-miasa aminay, ary ho an'i Apia anabavinay, sy Arikipo miaramila namanay, ary ho an'ny fiangonana ze miangona akao an-dragnonao. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index ac4857f..1ad15af 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -Misaotra an'Andriamanitra hatrainy za. Manognona an'nao za amin'ny fivavahako. Efa nareigny ny amin'ny fitiavana sy ny finoana ze anananao akao am' Jesosy Tompo ary ho an'reo mpino daôly za. Mivavaka za mbô hatonga ny fiombonana amin'ny finoanao hahomby amin'ny falalana ny ra tsara daôly ze eo amitsika akao amin'i Kristy. Fa nanagna fifaliagna sy fiononana gedabe za nohon'ny fitiavanao, satria ny finoan'reo mpino de novelombelomina tamin'ny alalanao, ry rahala. \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Misaotra an'Andriamanitra hatrainy za. Manognona an'nao za amin'ny fivavahako. Efa nareigny ny amin'ny fitiavana sy ny finoana ze anananao akao am' Jesosy Tompo ary ho an'reo mpino daôly za. Mivavaka za mbô hatonga ny fiombonana amin'ny finoanao hahomby amin'ny falalana ny ra tsara daôly ze eo amitsika akao amin'i Kristy. Fa nanagna fifaliagna sy fiononana gedabe za nohon'ny fitiavanao, satria ny finoan'reo mpino de novelombelomina tamin'ny alalanao, ry rahala. \ No newline at end of file diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt index 5c07abd..de56503 100644 --- a/01/08.txt +++ b/01/08.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany, na de managna fasahina daôly akao amin'i Kristy aza za handidy an'nao mbô hagnano ze tokony hataoao, nea nohon'ny fitiavana, de miantso an'nao kosa za - za, Paoly, leila antitra, ary am'zao fotôna zao de gadra ho an'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 Noho zany, na de managna fasahina daôly akao amin'i Kristy aza za handidy an'nao mbô hagnano ze tokony hataoao, nea nohon'ny fitiavana, de miantso an'nao kosa za - za, Paoly, leila antitra, ary am'zao fotôna zao de gadra ho an'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/01/10.txt b/01/10.txt index 3295612..4fdaaed 100644 --- a/01/10.txt +++ b/01/10.txt @@ -1 +1 @@ -Mangataka an'nao za ny amin'ny zanako Onesimosy, ze naterako tamin'ny fatorako. Fa izy de tsy mahasoa an'nao takeo aloha, fa am'zao fotôna zao izy de mahasoa an'nao sy za. Nalefako niverigna ho aigny aminao izy, izy le teko tokôtra. Magniry ny hahita an'azy miaraka aminà za, mbô afahany manompo anà ho an'nao, raha mbôla vôfatotra nohon'ny filazantsara za. \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 \v 12 \v 13 Mangataka an'nao za ny amin'ny zanako Onesimosy, ze naterako tamin'ny fatorako. Fa izy de tsy mahasoa an'nao takeo aloha, fa am'zao fotôna zao izy de mahasoa an'nao sy za. Nalefako niverigna ho aigny aminao izy, izy le teko tokôtra. Magniry ny hahita an'azy miaraka aminà za, mbô afahany manompo anà ho an'nao, raha mbôla vôfatotra nohon'ny filazantsara za. \ No newline at end of file diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt index af30775..e06d747 100644 --- a/01/14.txt +++ b/01/14.txt @@ -1 +1 @@ -Nefa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fanekena anà. Tsy teko an-kaneriterena ny asa soa ataonao fa an-tsitrapo. Angamba noho zany nnoo nisarahany taminao nandritra ny fotôna fohy, mbô hanagnanao an'azy mandrakizay. Tsy ho andevo fôgna izy, fa tsara mihôtra nohon'ny andevo, de rahala malala. Izy no malala ndrindra aminà, ary mihôtra lavitra ho an'nao, na akao amin'ny nofo na akao amin'ny Tompo. \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 \v 16 Nefa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fanekena anà. Tsy teko an-kaneriterena ny asa soa ataonao fa an-tsitrapo. Angamba noho zany nnoo nisarahany taminao nandritra ny fotôna fohy, mbô hanagnanao an'azy mandrakizay. Tsy ho andevo fôgna izy, fa tsara mihôtra nohon'ny andevo, de rahala malala. Izy no malala ndrindra aminà, ary mihôtra lavitra ho an'nao, na akao amin'ny nofo na akao amin'ny Tompo. \ No newline at end of file